Entrée fahafiry (firy)
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-manontany laharana: Fahafiry ny fiarakodia nentinao tamin' ilay hazakazak' aotomobilina farany teo?
¶ Enti-milaza fahakelezana na fahatsinontsinona miolotra na mitaha amin' ny...: Tsy fahafirin' ny olo-mahay eto amin' ny Nosy ianao fa aza mieboebo toy izao [Rajemisa 1985]
Exemples Fahafiry izy? (What number is it?) [Richardson 1885]

2012/11/03