Entrée | FAAK | |
Partie du discours | nom (acronyme) | |
Explications en malgache | Filan-kevitra Ambony momba ny Ady amin’ny Kolikoly [3.1] | |
Exemples | Mba hahafahana miady bebe kokoa amin' ny kolikoly àry dia notapahin' ny Filoham-pirenena fa atsangana ny Filan-kevitra Ambony momba ny Ady amin' ny Kolikoly (FAAK) Rafitra miankina mivantana amin' ny Fiadidiana ny Repoblika ny FAAK.
[4.27] | |
Tableaux et planches | Acronymes | |
Anagrammes | FAAK, faka |
Mis à jour le 2022/04/16 |