| Entrée | 1 ezahina |
| Radical | 2 ezaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Henjanina; hinjirina: Ezaho ny sandrinao; ezaho ny mahazaka.
5 Atao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Noezahiny ny toto variny ka tsy ampy toy inona dia fotsy. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be done with energy and determination.
[1.7] |
| Explications en français |
7 qu'on fait avec ardeur.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 12 ezahina, 13 hezaina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|