|
|
|
|

Entrée1  etsetra
Partie du discours  2  pronom
Explications en malgache  3  [latina et caetera] Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin' ireo voateny mbola tsy voalaza ka hafohezina amin' ny hoe ets no fanoratra azy: Betsaka ny karazam-balala: ny adrisa, ny valalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (sns) no asolo ny etsetra [1.1]
Explications en anglais  4  and so forth [1.7]
Explications en français  5  corruption de et caetera [1.3#132]
6  et cetera [1.8]
Autres orthographes  7  ets
Tableaux et planches  8  Tous les pronoms
9  Tous les pronoms

Mis à jour le 2022/11/05