|
|
|
|

Entrée1  etoana
Radical  2 eto
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4 Mitovy hevitra amin' ny hoe eto saingy fampiasan' ny olona amin' ny kabary raha tiana ho lavalava fa tsy hentitra loatra ny teny amin' ny fandaharana:
5 Vory etoana isika mianakavy [1.1]

Anagrammes  6 antaoe, 7 etoana

Mis à jour le 2025/11/13