Entrée esorina (esotra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Alana amin' ny toerana misy azy: Esory itỳ vatankazo itỳ fa manakan-dalana
Ahana, alana: Roanjato no nesoriny tamin' ny karamako
Roahina, alana amin' ny raharaha: Nesorin' ny fanjakana ilay ben' ny tanana tatsy ananona fa nanodinkodina volam-bahoaka [1.1]
Explications en anglais To be removed [1.7]
Explications en français Qu'on enlève, qu'on ôte [1.8]
Morphologie 
Présent : esorina, esoriko, esorinao, esoriny, esorintsika, esorinay, esorinareo, esorin', esorin-, esorim-, esori-
Passé : nesorina, nesoriko, nesorinao, nesoriny, nesorintsika, nesorinay, nesorinareo, nesorin', nesorin-, nesorim-, nesori-
Futur : hesorina, hesoriko, hesorinao, hesoriny, hesorintsika, hesorinay, hesorinareo, hesorin', hesorin-, hesorim-, hesori-
Impératif : esory
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20