Entrée | 1 erina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay efa azo: fanaovana izay hahazoana bebe kokoa noho ny anjaran' ny tena; tsy fahafahampo amin' izay efa azo sy nomen' ny olona. [1.1] |
Explications en français |
4 action de se montrer mécontent, de murmurer en recevant quelque chose, de demander davantage [1.3] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 13 areny, 14 erany, 15 erina, 16 ireña, 17 Neria |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |