Entrée eran' akotry (erana, akotry)
Partie du discours locution
Explications en malgache ¶ kely bitika, variraiventy: Aza manantena inona amin' ny fananako ialahy, ry Bema, tsy hahita eran' akotry ialahy akory [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31