Entrée | eran > erana (era) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Angatahan-dalana: Erao kely aho fa tsy afaka hiasa anio [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | eran > erana | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Izay mahafeno ny haben' ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza:
-- fatra izany: Kely lavitra ny eran' ny sotro noho ny eran' ny kaopy; -- na halehibeazana: Ny eran' ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo; -- na fetra: Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran' ny aiko; -- na habe: Ohatrinona ny eran' angady amin' ny toerambomanganao? [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | A full measure [1.7] | ||||||||
Explications en français | Mesure pleine; ce qui est possible [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Dérivés |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Entrée | eran > erana | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | [Sihanaka] Harim-bilany, molaly [1.78] | ||||||||
Entrée | eran > eraña | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | erana [1.13] | ||||||||
Entrée | eran > erana | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en français | Espace [1.13] | ||||||||
Vocabulaire | Mathématiques: algèbre | ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Entrée | eran > erana | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en français | (de erana : qui est capable de contenir quelque chose ; du malais sedang).
Nom de divers
cyperus (Cyperaceae) avec lesquels on tresse des corbeilles, des paniers, des instruments capables de contenir des grains ou d'autres produits de l'agriculture.
Ce sont notamment :
[Betsimisaraka, Tanosy] Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. Cyperus latifolius var. solidifolius (Boeckeler) Cherm.; Cyperus dives Delile (Cyperaceae) . Voir aussi herana. [1.196] | ||||||||
Nom scientifique | Cyperus dives, Cyperus latifolius var. herana, Cyperus latifolius var. solidifolius | ||||||||
Vocabulaire | Botanique | ||||||||
Entrée | eran > erà | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1] | |||||||||||||||
Explications en français | Amont [1.3] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Espace | |||||||||||||||
Synonymes | ira | |||||||||||||||
Antonymes | ava | |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Entrée | eran > era | |||||||||||||||

Explications en malgache | Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||

Explications en malgache | [Taisaka] Filazana [1.78] | |||||||||||||||
[Bara] Fifanarahana [1.78] | ||||||||||||||||
Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1] | ||||||||||||||||
Explications en anglais | Consent, permission [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Permission [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3] | ||||||||||||||||
Action de demander la permission [1.8] | ||||||||||||||||
[Taisaka] Avis [1.82] | ||||||||||||||||

Explications en anglais | Fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17] | |||||||||||||||
Anagrammes | are, erà, rea |