Entrée eoropeanina
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny fitambaran' ny firenena 33 eo ho eo monina any amin' ny tanin' i Eoropa, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao
Mikasika an' i Eoropa, an' i Eoropa na avy any Eoropa: Maro karazana ny teny eoropeanina [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: européen.
Analogues  Eopa

Mis à jour le 2020/07/31