|
|
|
|

Entrée1 eoropeanina
Partie du discours  2 nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Ny fitambaran' ny firenena 33 eo ho eo monina any amin' ny tanin' i Eoropa, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao
Mikasika an' i Eoropa, an' i Eoropa na avy any Eoropa: Maro karazana ny teny eoropeanina [1.1]
Vocabulaire  4 Géographie: pays, peuples
Analogues  5 eoropa, 6 eoropa

Mis à jour le 2025/11/02