|
|
|
|

Entrée1  eokaristia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] (Fivavahana katolika) Sakramenta misy ny tenan' i Jesoa-Kristy, mbamin' ny fomban' Andriamanitra ao aminy, takon' ny endriky ny mofo sy ny divay
(Fivavahana protestanta) Araka ny fampianarana protestanta kosa, ny Eokaristia dia fahatsiarovana ny fanasan' ny Tompo fotsiny ka antsoina hoe mofom-pandraisana
Vocabulaire  4  Religions, Croyances

Mis à jour le 2020/07/31