Entrée | 1 eokaristia |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] (Fivavahana katolika) Sakramenta misy ny tenan' i Jesoa-Kristy, mbamin' ny fomban' Andriamanitra ao aminy, takon' ny endriky ny mofo sy ny divay (Fivavahana protestanta) Araka ny fampianarana protestanta kosa, ny Eokaristia dia fahatsiarovana ny fanasan' ny Tompo fotsiny ka antsoina hoe mofom-pandraisana |
Vocabulaire |
4 Religion et Liturgie |
Mis à jour le 2025/06/18 |
![]() |