|
|
|
|

Entrée (1/3)1  elatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
Explications en anglais  4  a wing [1.7]
Explications en français  5  aile [1.3, 1.8]
Exemples  6  Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298]
7  Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
8  ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643]
9  Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332]
Vocabulaire  10  Zoologie: (en général)
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot elatra

Entrée (2/3)23  elatra
Partie du discours  24  nom
Explications en malgache  25  enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
Explications en français  26  action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
Dérivés 
27  Verbes actifs :
28  Verbes passifs :
29  Verbes relatifs :
30  Noms :

Entrée (3/3)31  elatra
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
Explications en français  34  le trèfle au jeu de cartes [1.3]
Vocabulaire  35  Jeu
Synonymes  36  lalitra
Illustrations 
37 

Anagrammes  38  aelatr, aletra, elatra

Mis à jour le 2023/07/14