|
|
|
|

Entrée1  ekoatorianina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Ny firenena tompon-tany any amin' i Ekoatera (Amerika atsimo): Ny fambolena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina.
4 Momba an' i Ekoatera, an' i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina. [1.1]
Explications en anglais  5 Ecuadorian, Ecuadoran. [3.1]
Explications en français  6 équatorien, équatorienne. [3.1]
Vocabulaire  7  Géographie: pays, peuples
Analogues  8  ekoatera, 9  ekoatera

Mis à jour le 2025/11/02