|
|
|
|

Entrée1  ejipsianina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Ejipta: Anisan' ny firenenana malaza hatramin' ny fahagolan-tany ny Ejipsianina
Momba an' i Ejipta na an' i Ejipta na avy any Ejipta: Resin' ny tafika israelianina tao anatin' ny henemana monja ny tafika ejipsianina tamin' ny ady voalohany nifanaovan' ny roa tonta
Explications en anglais  4  [3.1] egyptian
Explications en français  5  [3.1] égyptien, égyptienne
Vocabulaire  6  Géographie: pays, peuples
Analogues  7  ejipta

Mis à jour le 2020/07/31