|
|
|
|

Entrée (1/2)1 eglizy
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Trano ivorian' ny kristianina katolika ka anatrehany ny fombam-pivavahana samihafa
(Mazàna mizara telo manaraka ny lavany ny atin' ny eglizy ary misy andalan' an-dry roa mifanindrana mampisaraka azy ho telo ka mahatonga azy hibikan-tsambo amin' izy kely sakana nefa lava mitsoroaka; amin' ity hevitra itỳ ny eglizy dia atao hoe koa leglizy, na trano leglizy) [1.1]
Explications en anglais  4 a church building [1.7]

Entrée (2/2)5 Eglizy
Partie du discours  6 nom propre (anthroponyme)
Explications en malgache  7 Fitambaran' ny kristianina iray filoha sy iray foto-pampianarana [1.1]
Explications en anglais  8 the Catholic church [1.7]
Explications en français  9 l'Eglise Catholique [1.8]
Exemples  10 misy tokoa boky sasantsasany raran'ny eglizy tsy hovakin'ny zanany; [2.313#]

Mis à jour le 2025/09/12