|
|
|
|

Entrée1  efaina
Radical  2  efa
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Vitaina: Asa tsy maintsy hefaiho anio ity
5  Tanterahina, lavorarina: Tsy maintsy efaina tsara izay atao, fa tsy atao kitoatoa ahory
6  Vidina, aloa vola: Nefaiko roapolo io
7  Onerana, averina: Tsy nanaiky aho raha tsy nefainy ny famantaranandroho nariany
8  Vonoina: Nefainy tamin' ny lefona ilay sambobelona naratra [1.1]
Explications en anglais  9  to be accomplished [1.7]
Explications en français  10  Qu'on finit, qu'on achève, qu'on tue [1.3]
11  qu'on termine [1.8]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot efaina

Anagrammes  18  efaina, efanay, iafena, iefana

Mis à jour le 2023/01/20