|
|
|
|

Entrée1  efa-joro
Mots élémentaires  2  efatra, 3  zoro
Partie du discours  4  nom ou adjectif
Explications en anglais  5  square, a square [1.7]
Explications en français  6  carré [1.3#875, 1.8]
7  qui a quatre angles, rectangulaire [1.3#875]
8  un carré [1.8]
9  [efajoro] quadrangulaire [1.13]
Exemples  10  Teo anilany nisy karazan-tilikambo efajoro avobe izay nifarana tamin' ny sarina lohan'omby nipetaka tamin' ny lafiny efatra. [2.356#]
11  Tsihy madinika amam-polony, efajoro sahabo ho iray zehy no fatao lafika ambony lasitra, ary tena anton-draharaham-behivavy mihitsy ny fandrariana sy ny fanadiovana ireny. [2.470#]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  13  Mathématiques: géométrie

Mis à jour le 2025/09/12