|
|
|
|

Entrée1  eboebo
Radical  2  ebo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra [1.1]
Exemples  5  Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [2.472]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Synonymes  11  ebo
Analogues  12  rehareha, edinedina, edikedika, ajokajoka, sehaseha, hakevohana, be ebo, be beso, be vava, be rehaka, kasikasy, tia dera, tehoderaina, mampilahendrena, tia doka, doradora, lasanko vavany, tsy maty am-bavany, matavy an-delany, akoholahy fahavaratra

Mis à jour le 2023/01/20