Entrée | dridridridry | |||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||
Explications en malgache | Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana:
Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [1.1] | |||||||||
Explications en anglais | Same as dredridredry. [1.2] | |||||||||
Vocabulaire | Son | |||||||||
Dérivés |
| |||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |