Entrée | 1 dridridridry |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana: Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [1.1] |
Explications en anglais |
4 same as dredridredry. [1.2] |
Dérivés |
|
Vocabulaire | 10 Son |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |