Entrée |
dompy > lompy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Jiolahy, olona ratsy ary tsy valahara [1.1]
|
Exemples | Mailaka mihitsy anefa ireto lompy mpanao be alina, satria raha tsy efa saka izy tsy ho sahy hitraka ny any am-bilanin'olona;
[1.395]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
dompy > lompy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra tsy azo anoharana na ihodivirana, toy ny fahafatesana: Lompy tsy mahahery [1.1]
|
|
Entrée |
dompy > lompy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Volomason' ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina [1.1]
|
Synonymes | |
|
Entrée |
dompy > lompy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | (teny tranainy) Loza [1.1]
|
|