Entrée | dofitra | |||
Partie du discours | Non spécifié | |||
Définition malgache | Enti-milaza fidonana amin-javatra, fiantraika na fipokan' ny zavatra roa, saingy ny iray manatona fa ny iray donina tsy mihontsina eo am-pitoerana fotsiny, na ny iray mandona mievotra fotsiny nony midona amin' ilay iray hafa. [Rajemisa 1985] | |||
Dérivations |
| |||
2009/02/23 |
![]() |