Entrée dodoria
Partie du discours nom
Définition malgache Ilazan' ny foko sasany ny ady totohondry [Rajemisa 1985]

Entrée dodoria
Partie du discours adjectif
Définition malgache Haingana dia haingana, tsy misy fiatoana, maika dia maika: Tsy nisy fotoana nisakafoana akory fatsy maintsy novitaina dodoria ilay asa [Rajemisa 1985]
Définition française  [Tankarana] ininterrompu. [David 1952 (takila D)]

2017/03/10