|
|
|
|

Entrée (1/2)1  doboka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka
4  Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ? [1.1]
Explications en anglais  5  a thumping sound, as of a drum [1.7]
Explications en français  6  son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades, du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos [1.3]
7  son de battement, comme d'un tambour [1.8]
Exemples  8  Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472]
Vocabulaire  9  Son
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)17  doboka
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray. [1.1]
Dérivés 
20  Verbes actifs :
21  Verbes passifs :
22  Verbes relatifs :
23  Noms :
24  Adjectifs :

Anagrammes  25  doboka, kadobo

Mis à jour le 2023/02/07