|
|
|
|

Entrée (1/2)1  divay
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavapisotro vita amin' ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin' ny fotoanan' ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon' ny litatra amin' ny sakafo mandritra ny andro [1.1]
Explications en anglais  4  wine [1.7]
Explications en français  5  vin [1.8]
Exemples  6  Omeo divay izahay! [2.285#]
7  Namboly sy niompy koa izy ka sady nanao divay sy toaka no namboatra fromazy. [2.113#]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  9  Economie: alimentation
Article  10  Randzavola: divay ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)11  divay
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  Karazan-kazo salasala [1.1]
Explications en français  14  Ketmie oseille [1.1]
15  (du français « du vin »).
Hibiscus sabdariffa L. (Malvaceae). [Sakalava]
Vitis microdiptera Baker (Vitaceae) (voir famakientana). [Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala] [1.196]
Vocabulaire  16  Botanique
Nom scientifique 

Mis à jour le 2025/09/13