Entrée disely
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. du sel] Zavatra tahaka ny vovo-tsira, fotsy, somary mamiratra, ampiasaina' ho fanadiovan-kibo na fampivalanana; misy karazany roa ny disely, dia ny "sel de soude" ary ny "sel de magnésie", izay samy hafa ny fomba fiasany [1.1]
Explications en anglais Epsom salts [Fr. du sel] [1.2]
Vocabulaire 
Origine Français: du sel.

Mis à jour le 2020/07/31