|
|
|
|

Entrée (1/4)1  dinika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fahakelezana, faharotsadrotsahana [1.1]
Explications en anglais  4  anything small, minute detail [1.2]
Explications en français  5  petitesse, ténuité [1.3#106]
Dérivés 
6  Noms :
7  Adjectifs :

Entrée (2/4)8  dinika
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha: Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany
11  Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany: Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [1.1]
Explications en anglais  12  conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [1.2]
13  careful examination [1.7]
Explications en français  14  examen, consultation [1.8]
Exemples  15  Ary vao izay no tohizina ny dinika. [2.245]
16  Faràno eto ity dinika voalohany ity. [2.296]
Vocabulaire  17  Philosophie
Dérivés 
18  Verbes actifs :
19  Verbes passifs :
20  Verbes relatifs :
21  Noms :
22  Adjectifs :

Entrée (3/4)23  dinika
Radical  24  dika
Partie du discours  25  verbe passif
Explications en malgache  26  voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [1.1]
Explications en français  27  franchi, transgressé, traduit, transcrit [1.3#103]
Morphologie 
28  Présent :
29  Passé :
30  Futur :

Entrée (4/4)31  dinika
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [1.1]
Explications en anglais  34  chewing the cud [1.7]
Explications en français  35  rumination [1.8]
Vocabulaire  36  Zoologie: (en général)
Dérivés 
37  Verbes actifs :
38  Noms :

Anagrammes  39  dikina, dinika

Mis à jour le 2023/10/23