|
|
|
|

Entrée1  diminga
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 dimy (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo):
4 ingisa,
5 ingoa,
6 talonga,
7 ndrafanga,
8 diminga,
9 eniminga,
10 tsitonga,
11 valonga,
12 tsivaza,
13 egò [1.1]
Explications en français  14 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280]
Exemples  15  Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego. [2.356#17]
Vocabulaire  16  Jeu

Anagrammes  17 diminga, 18 mangidy

Mis à jour le 2025/11/17