Entrée | 1 dimby |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto 4 Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io [1.1] |
Explications en anglais |
5 succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka [1.2] 6 a successor, a replacement [1.7] |
Explications en français |
7 successeur, remplaçant [1.8] 8 Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement. [1.196] |
Exemples |
9 dimby hajan' ny voninahitra io. [2.245] |
Vocabulaire |
10 Botanique |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/09/08 |