Entrée dimbana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina: Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ
Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara [1.1]
Explications en anglais Irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly
Also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced [1.2]
Explications en français  [Tankarana] Le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse. [1.19]
Dérivés 
 
Synonymes ampelamamoly
Mots composés 
Autres orthographes 
Tableaux et planches Formes des cornes des boeufs
Illustrations 

Mis à jour le 2024/01/18