Entrée dimatika
Partie du discours nom
Définition malgache Bibikely iray tarika amin' ny dilata, izay hita any an' ala, eny amin' ny hazo na eny amin' ny ahitra, ary manao fandehan' ny olimpanjehy; dintanala [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

2012/11/01