Entrée difika
Partie du discours nom
Définition malgache Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazo; potika na silaby mipitika avy amin' ny fanapehan' ny mpanefy ny vy amin' ny tantanana; kilalaon' afom-by mipiritika [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a fragment, a splinter, anything which flies off with violence from a hard substance. See tsilaka [Richardson 1885]
Dérivations 

2017/04/02