|
|
|
|

Entrée1  didim-pitondrana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3 Fanapahana ataon' ny fahefana mpitondra ho fampanatanterahana lalàna iray [1.1]
4 didy avoakan'ny ministera na ny faritany [1.13]
Explications en français  5 arrêté [1.13]
Vocabulaire  6  Loi
Synonymes  7 arete

Mis à jour le 2025/09/12