Entrée | didim > didy | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | A cut A command [1.2, 1.7] | |||||||||||||||
An order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2] | ||||||||||||||||
Explications en français | Coupe, incision Commandement [1.8] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Toponymes |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot didy | |||||||||||||||
Entrée | didim > didy | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely Aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Santé | |||||||||||||||
Entrée | didim > didy | |||||||||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||||||||
Explications en malgache | [Tanosy] mamo [1.78] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Entrée | didim > Didy | |||||||||||||||
Partie du discours | nom propre (toponyme) | |||||||||||||||
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | |||||||||||||||
Coordonnées | -18.1166667, 48.5333333 | |||||||||||||||