Entrée diary
Partie du discours nom
Explications en malgache Boky kely misy ny andro sy ny volana ao anatin' ny taona, izay matetika anamarihana ny asa atao na ny zavadehibe mitranga amin' ny andro tsirairay avy [1.1]
Explications en anglais A diary [1.2]
 An agenda [1.7]
Explications en français Agenda [1.8]
Exemples 
1Nalainy ny diary tany am-paosiny. [2.499]
2Rehefa voarehitra ny afo, dia novelariny ny diary, ka novakiny io teny io. [2.324]
3Nampiasain'izy ireo ny diary hitadidiana ny vaninandro nahaterahan'ny zaza. [2.117]
Titres Diary mena (Andriamanantena Célestin)
Diary Tadidy 1997
Origine Anglais: diary.

Entrée diary
Partie du discours nom
Explications en anglais Diary, boky anoratana ny atao sy ny itadidiana ny zava-mitranga isan-andro [1.17]

Mis à jour le 2023/10/29