Entrée demony
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanahy ratsy, izay atao koa hoe devoly. (Araka ny fampianarana katolika, ny demony dia ireo anjely niodina tamin' Andriamanitra ka mikely aina lalandava hitarika ny olombelona ho amin' ny ratsy mba hamarina azy any amin' ny afobe miaraka aminy
Olona ratsy fanahy mitarika ny sasany ho amin' ny ratsy [1.1]
Explications en français Démon, diable
Fig. mauvais sujet [1.3]
Vocabulaire 
Origine Français: démon.

Mis à jour le 2020/07/31