|
|
|
|

Entrée1  demôkrasia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.62#227] fahefan' ny vahoaka
fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka
Explications en anglais  4  [3.1] democracy
Explications en français  5  [3.1] démocratie
Exemples  6  Maharitra roa na telo volana ny fandinihana azy io any amin' ny firenena anjakan' ny demokrasia. [4.27]
7  Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan'ny Repoblika. [1.320]
Vocabulaire  8  Politique
Analogues  9  demokraty, demokratika

Mis à jour le 2020/07/31