|
|
|
|

Entrée (1/3)1  deka
Partie du discours  2  Non spécifié
Explications en anglais  3  [1.2]
Dérivés 
4  Verbes actifs :

Entrée (2/3)5  deka
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  sabaka ranjo [Bara] [1.78]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Noms :

Entrée (3/3)11  de
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  Lefitra ambany amin' ny laharam-boninahitra
14  Miaramila na manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampy sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony. [1.1]
Explications en anglais  15  an aide-de-camp [1.2]
Explications en français  16  Aide-de-camp [1.3]
Exemples  17  Mahazo miteny tsy amin-tahotra - hoy ny Governora - Zazalahy mahatoky ny deka, namako. [2.270#]
18  Ary izahay deka taminy, dia nomeny ho dekan dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59#]
Autres orthographes  19  daika, dekana
Mots composés 

Anagrammes  22  deka, dekà, deka, dekà

Mis à jour le 2023/06/11