|
|
|
|

Entrée (1/5)1  da
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazan-damba [1.1]
Explications en anglais  4 a kind of print-calico [1.2]
Explications en français  5 Damas, étoffe damassée [1.3]
Vocabulaire  6  Economie: vêtements

Entrée (2/5)7  dama
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9 Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara [1.1]
Explications en français  10 hie de paveur [3.1]
Vocabulaire  11  Outils

Entrée (3/5)12  dama
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14 Kilalaontsaina misy efitrefitra zato,
15 mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin' ny laharan' efitrefitra roa farany,
16 amin' ny andaniny sy an-kilany,
17 ka mandroso izy ireo amin' ny laharan' efitrefitra tsy misy vato,
18 ary dia mifampihinana amin' izay; ny an' ny dama,
19 ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an' ny fanorona izay aroso amin' ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton' ny ankilany amin' ny hitsin' ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vato no resy toy ny amin' ny fanorona ihany [1.1]
Vocabulaire  20  Jeu

Entrée (4/5)21  Dama
Partie du discours  22  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Tous les mots composés  23 Dama Robert

Entrée (5/5)24  Dama
Partie du discours  25  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  26 fanafohezan' ny anarana Radama [3.1]
Exemples  27  Voalohany indrindra, lay iretsy, indro i Dama [2.48]
28  Dama ô, tsy voalohany itsofako rano an' ialahy izao. [2.528]
Vocabulaire  29  Histoire: personnages
Synonymes  30 damalahy, damalahy, damalahy, ilaidama, ilaidama, ilaidama, lahidama, lahidama, lahidama, radama, radama, radama

Anagrammes  31 Adma, 32 dama, damà, Dama

Mis à jour le 2025/11/17