| Entrée | 1 daikadaika | 
| Radical | 2 daika | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha [1.1] | 
| Explications en français | 5   jambes écartées. (bekabèka). [Tankarana]
 [1.19] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 8 daika | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |