|
|
|
|

Entrée1  dadatoa
Mots élémentaires  2  dada, toa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  teny iantsoana na ilazana ny lahimatoa amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: lasa androany nankany andafy ny dadatoanay
5  teny iantsoana (fa tsy ilazana) lehilahy lehibe heverina ho mendri-kaja: aoka re, ry dadatoa, fa marina ny teninao [1.1]
Explications en anglais  6  an uncle, esp. a mother's brother; [1.7]
Explications en français  7  oncle, spéc. le frère ainé de la mère [1.8]
Vocabulaire  8  Rapports: famille
Titres  9  Anganon' i dadatoa : niainga hono, indray andro hono (Rabenandrasana Lalao François)

Mis à jour le 2023/11/27