|
|
|
|

Entrée1  dadanaivo
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  dada, ivo
Explications en malgache  4  [1.1] Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao
Exemples  5  [2.356#] Tsaroana ho tena sarobidy ny nananana an-dry Dr Rabesandratana sy dadanaivo Ranaivoson G.
Vocabulaire  6  Rapports: famille

Anagrammes  7  dadanaivo, voadadina

Mis à jour le 2025/01/21