Entrée dadafara (dada, fara)
Partie du discours nom
Définition malgache teny iantsoana na ilazana ny faralahy amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: Andeha hitsena an' dadafara izahay fa ho tonga anio izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an uncle, the younger brother of the father or mother [Hallanger 1973]
Définition française oncle, le frère cadet du père ou de la mère [Hallanger 1974]
Vocabulaire 

2012/11/01