|
|
|
|

Entrée1  bozenizeny
Radical  2 zenizeny
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny: Bozenizeny kely iahy ilay fofombadin' Isambilo. [1.1]
5 vaventiventy nefa fohifohy: Olona bozenizeny ny vazimba araka ny lovantsofina. [1.62#218]
Exemples  6  Izy moa vavy fotsy, bozenizeny, mirezareza fandeha, katsikantsikana, ka toa hoatra ny mihomehy sahady izy tazaninay ankizy. [2.356]

Mis à jour le 2025/09/12