Entrée bozaka aman' ahitra
Mots élémentaires bozaka ; amana ; ahitra
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny vahoaka ankapobeny; ny zaza amam-behivavy, ny sarambabem-bahoaka, izay atao koa hoe valala tsy mandady harona
Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben' ny kintana, ny vodiahitrarivo [1.1]
Explications en anglais The common people, the multitude, the mob, the rabble [1.2]
 Worthless [1.7]
Explications en français Sans valeur (se dit d'un individu) [1.8]

Mis à jour le 2023/05/16