|
|
|
|

Entrée1  boredika
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  [1.1] Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny
Teny tsy fantatra, teny baiko.
Exemples  9  [2.643#] Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika?

Anagrammes  10  aboredik, boredika

Mis à jour le 2025/07/29