|
|
|
|

Entrée1  bolaky
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran' ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iray dia miakatra kosa ny zavatra atao eo amin' ilay laniny faharoa
Explications en anglais  4  [1.7] a pulley
Explications en français  5  [1.8] palan, poulie

Anagrammes  6  bakoly, baliko, biloka, bokaly, bolaky, bolika, kalibo, kibola, kobila

Mis à jour le 2020/07/31