Entrée | 1 bitika |
Partie du discours | 2 adjectif |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
14 [1.1] Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika / Bitika kely ny vary nohanin' ny marary anikeheo. Kely sy bitika: enti-milaza am-panetren-tena ny toetran' ny tena ambany sy mahantra: Misaotra, tompokolahy minisitra, mamangy anay kely sy bitika atỳ anaty ala atỳ (Marihina fa milaza mbola kely kokoa noho ny bitika ireo rehetra avy amin' ny bitika nasiana tsofoka: bilitika, biritika...) |
Explications en anglais |
15 [1.2] diminutive, extremely small, a jot, a morsel, an atom. 16 [1.7] diminutive, tiny; cf. kitika |
Explications en français |
17 [1.3, 1.8] très petit 18 [1.3] une quantité infime, chétif |
Exemples |
19 [1.267] Lay ony kanefa he'ty fiandohany / Mba kely ny bitika saro-jahana.
20 [2.470] Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. 21 [2.285] Ka inona anefa no mety ho vitanay kely sy bitika ity amin' izany? |
Synonymes | 22 bititika |
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot bitika |
Anagrammes | 24 bitaky, bitika, kabity, tibaky |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |